plt_tn/jos/20/04.md

16 lines
463 B
Markdown

# Hitsoaka izy
Eto ny teny "izy" maneho ny olona izay namono olona tsy nahy.
# hanazava ny tranga nahazo azy amin'ireo loholon'io tanàna io
"mandresy lahatra ny loholon'izany tanàna izany fa tsy namono olona tsy nahy izy."
# ho raisin'izy ireo izy
Ny teny "izy ireo" dia maneho ireo loholona ary "izy" dia maneho ilay olona izay namono olona tsy nahy.
# hipetrahana miaraka amin'izy ireo
Ity dia manambara ny tanàna rehetra, fa tsy ireo loholona ihany.