# Hitsoaka izy Eto ny teny "izy" maneho ny olona izay namono olona tsy nahy. # hanazava ny tranga nahazo azy amin'ireo loholon'io tanàna io "mandresy lahatra ny loholon'izany tanàna izany fa tsy namono olona tsy nahy izy." # ho raisin'izy ireo izy Ny teny "izy ireo" dia maneho ireo loholona ary "izy" dia maneho ilay olona izay namono olona tsy nahy. # hipetrahana miaraka amin'izy ireo Ity dia manambara ny tanàna rehetra, fa tsy ireo loholona ihany.