plt_tn/jos/20/04.md

463 B

Hitsoaka izy

Eto ny teny "izy" maneho ny olona izay namono olona tsy nahy.

hanazava ny tranga nahazo azy amin'ireo loholon'io tanàna io

"mandresy lahatra ny loholon'izany tanàna izany fa tsy namono olona tsy nahy izy."

ho raisin'izy ireo izy

Ny teny "izy ireo" dia maneho ireo loholona ary "izy" dia maneho ilay olona izay namono olona tsy nahy.

hipetrahana miaraka amin'izy ireo

Ity dia manambara ny tanàna rehetra, fa tsy ireo loholona ihany.