plt_tn/jos/20/01.md

12 lines
433 B
Markdown

# tamin'ny tanan'i Mosesy
Eto ny "tanan'i Mosesy" dia maneho ireo soratra masina izay nosoratan'i Mosesy eo ambany. D.H: "ny amin'ireo zavatra izay nodoratan'i Mosesy"
# namono olona tsinahy
Izany dia mitranga rehefa misy olona iray mamono olona tsy nahy, tsy misy tanjona ny hanao izany.
# mitady hamaly faty ny ràn'ny olona izay voavono.
Eto ny mandatsa-drà an'olona dia manambara ny fahafatesany. D.H: "mamaly fatin'olona"