plt_tn/jos/20/01.md

433 B

tamin'ny tanan'i Mosesy

Eto ny "tanan'i Mosesy" dia maneho ireo soratra masina izay nosoratan'i Mosesy eo ambany. D.H: "ny amin'ireo zavatra izay nodoratan'i Mosesy"

namono olona tsinahy

Izany dia mitranga rehefa misy olona iray mamono olona tsy nahy, tsy misy tanjona ny hanao izany.

mitady hamaly faty ny ràn'ny olona izay voavono.

Eto ny mandatsa-drà an'olona dia manambara ny fahafatesany. D.H: "mamaly fatin'olona"