# tamin'ny tanan'i Mosesy Eto ny "tanan'i Mosesy" dia maneho ireo soratra masina izay nosoratan'i Mosesy eo ambany. D.H: "ny amin'ireo zavatra izay nodoratan'i Mosesy" # namono olona tsinahy Izany dia mitranga rehefa misy olona iray mamono olona tsy nahy, tsy misy tanjona ny hanao izany. # mitady hamaly faty ny ràn'ny olona izay voavono. Eto ny mandatsa-drà an'olona dia manambara ny fahafatesany. D.H: "mamaly fatin'olona"