plt_tn/jos/18/07.md

20 lines
619 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Josoa dia manohy ny resany amin'ireo zanak'Israely.
# tsy manana anjara
"tsy misy anjara tany"
# fa ny fisoronana ho an'i Yaveh no lovan'izy ireo
Josoa milaza ny fankatoavana lehibe izay ataon'ireo levita amin'ny fanompoana an'i Yaveh toy ny mpisorona ka izany ilay zavatra izay nolovan'izy ireo. D.H: "amin'ny fisoronana an'i Yaveh dia izay ataon'izy ireo"
# antsasa-pokon'i Manase
"antsasa-pokon'i Manase"
# nahazo ny lovan'izy ireo
Ny tany izay noraisin'ireo foko dia voalaza fa izany ilay lova izay azon'izy ireo ho fananana maharitra. D.H: "efa nahazo tany ho lova"