# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Josoa dia manohy ny resany amin'ireo zanak'Israely. # tsy manana anjara "tsy misy anjara tany" # fa ny fisoronana ho an'i Yaveh no lovan'izy ireo Josoa milaza ny fankatoavana lehibe izay ataon'ireo levita amin'ny fanompoana an'i Yaveh toy ny mpisorona ka izany ilay zavatra izay nolovan'izy ireo. D.H: "amin'ny fisoronana an'i Yaveh dia izay ataon'izy ireo" # antsasa-pokon'i Manase "antsasa-pokon'i Manase" # nahazo ny lovan'izy ireo Ny tany izay noraisin'ireo foko dia voalaza fa izany ilay lova izay azon'izy ireo ho fananana maharitra. D.H: "efa nahazo tany ho lova"