plt_tn/jos/18/07.md

619 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Josoa dia manohy ny resany amin'ireo zanak'Israely.

tsy manana anjara

"tsy misy anjara tany"

fa ny fisoronana ho an'i Yaveh no lovan'izy ireo

Josoa milaza ny fankatoavana lehibe izay ataon'ireo levita amin'ny fanompoana an'i Yaveh toy ny mpisorona ka izany ilay zavatra izay nolovan'izy ireo. D.H: "amin'ny fisoronana an'i Yaveh dia izay ataon'izy ireo"

antsasa-pokon'i Manase

"antsasa-pokon'i Manase"

nahazo ny lovan'izy ireo

Ny tany izay noraisin'ireo foko dia voalaza fa izany ilay lova izay azon'izy ireo ho fananana maharitra. D.H: "efa nahazo tany ho lova"