plt_tn/jos/18/05.md

373 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Josoa dia manohy ny resany amin'ireo zanak'Israely.

ho zarain'izy ireo izany

"ho zarain'izy ireo ny tany"

Joda hijanona

"Ny fokon'ny Joda hijanona"

ny ankohonan'i Josefa

Eto ny teny "ankohonana" dia manambara ny taranak'i Josefa. Ny andian-teny dia maneho ny fokon'i Efraima sy Manase. D.H: "ny fokon'i Efraim sy Manase"