# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Josoa dia manohy ny resany amin'ireo zanak'Israely. # ho zarain'izy ireo izany "ho zarain'izy ireo ny tany" # Joda hijanona "Ny fokon'ny Joda hijanona" # ny ankohonan'i Josefa Eto ny teny "ankohonana" dia manambara ny taranak'i Josefa. Ny andian-teny dia maneho ny fokon'i Efraima sy Manase. D.H: "ny fokon'i Efraim sy Manase"