plt_tn/jos/18/05.md

16 lines
373 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Josoa dia manohy ny resany amin'ireo zanak'Israely.
# ho zarain'izy ireo izany
"ho zarain'izy ireo ny tany"
# Joda hijanona
"Ny fokon'ny Joda hijanona"
# ny ankohonan'i Josefa
Eto ny teny "ankohonana" dia manambara ny taranak'i Josefa. Ny andian-teny dia maneho ny fokon'i Efraima sy Manase. D.H: "ny fokon'i Efraim sy Manase"