plt_tn/jos/18/03.md

719 B

Mandra-pahoviana no mbola hihemoranareo...nomena anareo?

Josoa mangataka izany fanontaniana izany mba hankaherezana ireo Israelita haka ny haren'ny tany. D.H: "mandritra ny fotoana maharitra, no aoka hihemoranareo...nomena anareo."

tany ambony sy ambany

Ny teny "ambony sy ambany" dia midika ny amin'ny toro-dalana rehetra. D.H: "ny tany ao amin'ny toro-dalana rehetra" na "amin'ny alalan' ny tany"

hanoratra ny famaritana izany izy ireo araka izay tiany ho lovany

Izany dia midika fa hamaritra ireo anjara tany izay tokony ho raisin'ny foko tsirairay ho lova.

lovan'izy ireo

Ny tany izay ho adihadian'izy ireo dia voalaza fa ilay lova izay tsy maintsy ho azon'ireo foko tsirairay ho fananana maharitra.