# Mandra-pahoviana no mbola hihemoranareo...nomena anareo? Josoa mangataka izany fanontaniana izany mba hankaherezana ireo Israelita haka ny haren'ny tany. D.H: "mandritra ny fotoana maharitra, no aoka hihemoranareo...nomena anareo." # tany ambony sy ambany Ny teny "ambony sy ambany" dia midika ny amin'ny toro-dalana rehetra. D.H: "ny tany ao amin'ny toro-dalana rehetra" na "amin'ny alalan' ny tany" # hanoratra ny famaritana izany izy ireo araka izay tiany ho lovany Izany dia midika fa hamaritra ireo anjara tany izay tokony ho raisin'ny foko tsirairay ho lova. # lovan'izy ireo Ny tany izay ho adihadian'izy ireo dia voalaza fa ilay lova izay tsy maintsy ho azon'ireo foko tsirairay ho fananana maharitra.