plt_tn/jos/18/03.md

16 lines
719 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Mandra-pahoviana no mbola hihemoranareo...nomena anareo?
Josoa mangataka izany fanontaniana izany mba hankaherezana ireo Israelita haka ny haren'ny tany. D.H: "mandritra ny fotoana maharitra, no aoka hihemoranareo...nomena anareo."
# tany ambony sy ambany
Ny teny "ambony sy ambany" dia midika ny amin'ny toro-dalana rehetra. D.H: "ny tany ao amin'ny toro-dalana rehetra" na "amin'ny alalan' ny tany"
# hanoratra ny famaritana izany izy ireo araka izay tiany ho lovany
Izany dia midika fa hamaritra ireo anjara tany izay tokony ho raisin'ny foko tsirairay ho lova.
# lovan'izy ireo
Ny tany izay ho adihadian'izy ireo dia voalaza fa ilay lova izay tsy maintsy ho azon'ireo foko tsirairay ho fananana maharitra.