plt_tn/jos/17/05.md

325 B

Ny tsinjaran-tany folo dia notendrena

D.H: "Josoa dia nanendry anjaran-tany folo"

tsinjara folo

"anjara folo"

nandray lova

Ny tany dia voalaza fa izany ilay lova izay azon'izy ireo ho fananana maharitra. D.H: "nahazo tany ho lova"

Ny tanin'i Gileada dia notendrena

D.H: "Josoa dia nanendry ny tanin'i Gileada"