plt_tn/jos/17/05.md

16 lines
325 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Ny tsinjaran-tany folo dia notendrena
D.H: "Josoa dia nanendry anjaran-tany folo"
# tsinjara folo
"anjara folo"
# nandray lova
Ny tany dia voalaza fa izany ilay lova izay azon'izy ireo ho fananana maharitra. D.H: "nahazo tany ho lova"
# Ny tanin'i Gileada dia notendrena
D.H: "Josoa dia nanendry ny tanin'i Gileada"