# Ny tsinjaran-tany folo dia notendrena D.H: "Josoa dia nanendry anjaran-tany folo" # tsinjara folo "anjara folo" # nandray lova Ny tany dia voalaza fa izany ilay lova izay azon'izy ireo ho fananana maharitra. D.H: "nahazo tany ho lova" # Ny tanin'i Gileada dia notendrena D.H: "Josoa dia nanendry ny tanin'i Gileada"