plt_tn/jos/17/03.md

434 B

Tselofehada...Hefera...Eleazara

Ireo dia anaran-dehilahy.

Mahala, Noha, Hogla, Milka, ary i Tiriza.

Ireo dia anaram-behivavy.

hanome antsika lova

Ny tany dia voalaza fa izany ilay lova izay azon'ny vahoaka ho fananana maharitra. D.H: "hanome antsika tany maro ho lova"

nanomezany lova ho an'ireo vehivavy ireo

Mety midika hoe 1) "Nomen'i Josoa lova ireo vehivavy ireo" na 2) "Nomen'i Eleazara lova ireo vahivavy ireo."