# Tselofehada...Hefera...Eleazara Ireo dia anaran-dehilahy. # Mahala, Noha, Hogla, Milka, ary i Tiriza. Ireo dia anaram-behivavy. # hanome antsika lova Ny tany dia voalaza fa izany ilay lova izay azon'ny vahoaka ho fananana maharitra. D.H: "hanome antsika tany maro ho lova" # nanomezany lova ho an'ireo vehivavy ireo Mety midika hoe 1) "Nomen'i Josoa lova ireo vehivavy ireo" na 2) "Nomen'i Eleazara lova ireo vahivavy ireo."