plt_tn/jos/17/03.md

16 lines
434 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Tselofehada...Hefera...Eleazara
Ireo dia anaran-dehilahy.
# Mahala, Noha, Hogla, Milka, ary i Tiriza.
Ireo dia anaram-behivavy.
# hanome antsika lova
Ny tany dia voalaza fa izany ilay lova izay azon'ny vahoaka ho fananana maharitra. D.H: "hanome antsika tany maro ho lova"
# nanomezany lova ho an'ireo vehivavy ireo
Mety midika hoe 1) "Nomen'i Josoa lova ireo vehivavy ireo" na 2) "Nomen'i Eleazara lova ireo vahivavy ireo."