plt_tn/jos/17/01.md

423 B

lahimatoa sy ny tenany izay

"lahimatoa; izy dia"

Makira... Abi-ezeraHeleka, Asriela, Sekema, Hefera, ary Semida

Ireo dia anaran-dehilahy.

Ny tanin'i Gileada sy Basana dia notendrena ho an'ireo taranak'i Makira

D.H: "Josoa nanendry ny tanin'i Gileada sy Basana ho taranak'i Makira.

Ny tany dia notendrena... nomena ireo fokon'izy ireo

D.H: "Nanendry ny tany i Josoa...ary nanome ireo tamin'ny fokon'izy ireo"