# lahimatoa sy ny tenany izay "lahimatoa; izy dia" # Makira... Abi-ezeraHeleka, Asriela, Sekema, Hefera, ary Semida Ireo dia anaran-dehilahy. # Ny tanin'i Gileada sy Basana dia notendrena ho an'ireo taranak'i Makira D.H: "Josoa nanendry ny tanin'i Gileada sy Basana ho taranak'i Makira. # Ny tany dia notendrena... nomena ireo fokon'izy ireo D.H: "Nanendry ny tany i Josoa...ary nanome ireo tamin'ny fokon'izy ireo"