plt_tn/jos/17/01.md

16 lines
423 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# lahimatoa sy ny tenany izay
"lahimatoa; izy dia"
# Makira... Abi-ezeraHeleka, Asriela, Sekema, Hefera, ary Semida
Ireo dia anaran-dehilahy.
# Ny tanin'i Gileada sy Basana dia notendrena ho an'ireo taranak'i Makira
D.H: "Josoa nanendry ny tanin'i Gileada sy Basana ho taranak'i Makira.
# Ny tany dia notendrena... nomena ireo fokon'izy ireo
D.H: "Nanendry ny tany i Josoa...ary nanome ireo tamin'ny fokon'izy ireo"