plt_tn/jos/16/08.md

632 B

Tapo...Kana

Ireo dia anaran-toerana.

Izany no lovan'ny fokon'i Efraima

Ny tany izay azon'i Efraima dia voalaza fa izany ilay lova izay azon'izy ireo ho fananana maharitra. D.H: "Izany ny tany izay azon'ny fokon'i Efraima ho lova."

voatendry ho an'ny fianakaviamben'izy ireo

D.H: "Josoa izay nandendry ny fianakaviamben'izy ireo"

'ireo tanàna izay nosafidiana

D.H: "Ny tanàna izay efa nosafidian'i Josoa."

mbanin'ny lovan'ny fokon'i Manase

Ny tany izay azon'ny fokon'i Manase dia voalaza fa izany ilay lova izay azon'izy ireo ho fananana maharitra. D.H: "mbanin'ny tany izay efa azon'ny fokon'i Manase ho lova."