# Tapo...Kana Ireo dia anaran-toerana. # Izany no lovan'ny fokon'i Efraima Ny tany izay azon'i Efraima dia voalaza fa izany ilay lova izay azon'izy ireo ho fananana maharitra. D.H: "Izany ny tany izay azon'ny fokon'i Efraima ho lova." # voatendry ho an'ny fianakaviamben'izy ireo D.H: "Josoa izay nandendry ny fianakaviamben'izy ireo" # 'ireo tanàna izay nosafidiana D.H: "Ny tanàna izay efa nosafidian'i Josoa." # mbanin'ny lovan'ny fokon'i Manase Ny tany izay azon'ny fokon'i Manase dia voalaza fa izany ilay lova izay azon'izy ireo ho fananana maharitra. D.H: "mbanin'ny tany izay efa azon'ny fokon'i Manase ho lova."