plt_tn/jos/16/08.md

20 lines
632 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Tapo...Kana
Ireo dia anaran-toerana.
# Izany no lovan'ny fokon'i Efraima
Ny tany izay azon'i Efraima dia voalaza fa izany ilay lova izay azon'izy ireo ho fananana maharitra. D.H: "Izany ny tany izay azon'ny fokon'i Efraima ho lova."
# voatendry ho an'ny fianakaviamben'izy ireo
D.H: "Josoa izay nandendry ny fianakaviamben'izy ireo"
# 'ireo tanàna izay nosafidiana
D.H: "Ny tanàna izay efa nosafidian'i Josoa."
# mbanin'ny lovan'ny fokon'i Manase
Ny tany izay azon'ny fokon'i Manase dia voalaza fa izany ilay lova izay azon'izy ireo ho fananana maharitra. D.H: "mbanin'ny tany izay efa azon'ny fokon'i Manase ho lova."