plt_tn/jos/16/03.md

383 B

Jafletita

Ireo dia anarana vondron'olona.

Bedhorona... Gazera

Ireo dia anaran-toerana.

fokon'i Josefa, Manase sy Efraima

"ny fokon'i Manase sy Efraima, ireo zanaka lahin'i Josefa.

nahazoany ny lovan'izy ireo.

Ny tany izay azon'ny fokon'i Efraima sy Manase dia voalaza fa izany ilay lova izay azon'izy ireo ho fananana maharitra. D.H: "nahazo izany tany izany ho lova"