plt_tn/jos/16/03.md

16 lines
383 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Jafletita
Ireo dia anarana vondron'olona.
# Bedhorona... Gazera
Ireo dia anaran-toerana.
# fokon'i Josefa, Manase sy Efraima
"ny fokon'i Manase sy Efraima, ireo zanaka lahin'i Josefa.
# nahazoany ny lovan'izy ireo.
Ny tany izay azon'ny fokon'i Efraima sy Manase dia voalaza fa izany ilay lova izay azon'izy ireo ho fananana maharitra. D.H: "nahazo izany tany izany ho lova"