# Jafletita Ireo dia anarana vondron'olona. # Bedhorona... Gazera Ireo dia anaran-toerana. # fokon'i Josefa, Manase sy Efraima "ny fokon'i Manase sy Efraima, ireo zanaka lahin'i Josefa. # nahazoany ny lovan'izy ireo. Ny tany izay azon'ny fokon'i Efraima sy Manase dia voalaza fa izany ilay lova izay azon'izy ireo ho fananana maharitra. D.H: "nahazo izany tany izany ho lova"