plt_tn/jos/15/01.md

482 B

Sina

Ity dia anaran'ny faritra efitra.

teo amin'ny faran'ny Ranomasin-tsira, ka hatrany amin'ny helo-drano izay manatrika ny atsimo.

"avany amin'ny helo-drano izay manatrika ny atsimo any faran'ny raomasin-tsira." Ireo andian-teny roa ireo maneho toerana mitovy. Ny andian-teny faharoa dia manazava fa any amin'ny sisiny atsimo dia manomboka.

helo

ampahan-dranomasina kely izay mihitatra mankany amin'ny tany.

manatrika ny atsimo.

"izany dia mitodika mankany atsimo"