plt_tn/jos/15/01.md

16 lines
482 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Sina
Ity dia anaran'ny faritra efitra.
# teo amin'ny faran'ny Ranomasin-tsira, ka hatrany amin'ny helo-drano izay manatrika ny atsimo.
"avany amin'ny helo-drano izay manatrika ny atsimo any faran'ny raomasin-tsira." Ireo andian-teny roa ireo maneho toerana mitovy. Ny andian-teny faharoa dia manazava fa any amin'ny sisiny atsimo dia manomboka.
# helo
ampahan-dranomasina kely izay mihitatra mankany amin'ny tany.
# manatrika ny atsimo.
"izany dia mitodika mankany atsimo"