# Sina Ity dia anaran'ny faritra efitra. # teo amin'ny faran'ny Ranomasin-tsira, ka hatrany amin'ny helo-drano izay manatrika ny atsimo. "avany amin'ny helo-drano izay manatrika ny atsimo any faran'ny raomasin-tsira." Ireo andian-teny roa ireo maneho toerana mitovy. Ny andian-teny faharoa dia manazava fa any amin'ny sisiny atsimo dia manomboka. # helo ampahan-dranomasina kely izay mihitatra mankany amin'ny tany. # manatrika ny atsimo. "izany dia mitodika mankany atsimo"