plt_tn/jos/14/06.md

12 lines
342 B
Markdown

# Jefona
Ity dia anaran'olona.
# Kenizita
Ity dia anarana vondron'olona.
# Notateriko taminy indray ny tatitra mba hatao araka ny tian'ny foko hatao
Eto ny teny "foko" dia maneho heritreritra. Ny andian-teny dia fomba fiteny izay maneho amin'ny tatitra iray nomena am-pahamarinana. D.H: "Nentiko niverina tany aminy ilay tatitra marina"