# Jefona Ity dia anaran'olona. # Kenizita Ity dia anarana vondron'olona. # Notateriko taminy indray ny tatitra mba hatao araka ny tian'ny foko hatao Eto ny teny "foko" dia maneho heritreritra. Ny andian-teny dia fomba fiteny izay maneho amin'ny tatitra iray nomena am-pahamarinana. D.H: "Nentiko niverina tany aminy ilay tatitra marina"