plt_tn/jos/14/06.md

342 B

Jefona

Ity dia anaran'olona.

Kenizita

Ity dia anarana vondron'olona.

Notateriko taminy indray ny tatitra mba hatao araka ny tian'ny foko hatao

Eto ny teny "foko" dia maneho heritreritra. Ny andian-teny dia fomba fiteny izay maneho amin'ny tatitra iray nomena am-pahamarinana. D.H: "Nentiko niverina tany aminy ilay tatitra marina"