plt_tn/jos/14/01.md

12 lines
570 B
Markdown

# ny faritry ny tany izay azon'ny vahoakan'Israely araka ny lovan'izy ireo
Ny tany izay azon'ny vahoakan'Israely dia voalaza fa izany no lova izay noraisin'izy ireo ho fanana maharitra.
# notendrena ho azy ireo tamin'i Eleazara mpisorona, tamin'i Josoa zanak'i Nona, ary tamin'ny mpitari-pokon'ny fianakavian'ny razan'izy ireo niaraka amin'ny vahoakan'Israely.
D.H: "izay i Eleaza mpisorona, Josoa zanaka lahin'i Nona, ary ny mpitari-pokon'ny fianakavian'ny razan'izy ireo niaraka amin'ny vahoakan'Israely notendrena ho azy ireo"
# mpitari-poko
"mpitarika ny foko"