plt_tn/jos/14/01.md

570 B

ny faritry ny tany izay azon'ny vahoakan'Israely araka ny lovan'izy ireo

Ny tany izay azon'ny vahoakan'Israely dia voalaza fa izany no lova izay noraisin'izy ireo ho fanana maharitra.

notendrena ho azy ireo tamin'i Eleazara mpisorona, tamin'i Josoa zanak'i Nona, ary tamin'ny mpitari-pokon'ny fianakavian'ny razan'izy ireo niaraka amin'ny vahoakan'Israely.

D.H: "izay i Eleaza mpisorona, Josoa zanaka lahin'i Nona, ary ny mpitari-pokon'ny fianakavian'ny razan'izy ireo niaraka amin'ny vahoakan'Israely notendrena ho azy ireo"

mpitari-poko

"mpitarika ny foko"