# ny faritry ny tany izay azon'ny vahoakan'Israely araka ny lovan'izy ireo Ny tany izay azon'ny vahoakan'Israely dia voalaza fa izany no lova izay noraisin'izy ireo ho fanana maharitra. # notendrena ho azy ireo tamin'i Eleazara mpisorona, tamin'i Josoa zanak'i Nona, ary tamin'ny mpitari-pokon'ny fianakavian'ny razan'izy ireo niaraka amin'ny vahoakan'Israely. D.H: "izay i Eleaza mpisorona, Josoa zanaka lahin'i Nona, ary ny mpitari-pokon'ny fianakavian'ny razan'izy ireo niaraka amin'ny vahoakan'Israely notendrena ho azy ireo" # mpitari-poko "mpitarika ny foko"