plt_tn/jos/13/22.md

395 B

sisin-tanin'izy ireo

Ny Renirano'ny Jordana dia ny morona andrefan'ny tany izay noraisin'ireo fokon'iny Robena.

Izany no lovan'ny fokon'i Robena

Ny tany izay notendren'i Mosesy an'ny fokon'ny Robena dia voalaza fa izany no lova izay noraisin'ny fokon'i Robena ho fananana maharitra.

nomena tamin'ny isam-pokon'ny tsirairary

D.H: "izany no nomen'i Mosesy ny fokon'izy ireo tsirairay."