plt_tn/jos/13/22.md

12 lines
395 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# sisin-tanin'izy ireo
Ny Renirano'ny Jordana dia ny morona andrefan'ny tany izay noraisin'ireo fokon'iny Robena.
# Izany no lovan'ny fokon'i Robena
Ny tany izay notendren'i Mosesy an'ny fokon'ny Robena dia voalaza fa izany no lova izay noraisin'ny fokon'i Robena ho fananana maharitra.
# nomena tamin'ny isam-pokon'ny tsirairary
D.H: "izany no nomen'i Mosesy ny fokon'izy ireo tsirairay."