# sisin-tanin'izy ireo Ny Renirano'ny Jordana dia ny morona andrefan'ny tany izay noraisin'ireo fokon'iny Robena. # Izany no lovan'ny fokon'i Robena Ny tany izay notendren'i Mosesy an'ny fokon'ny Robena dia voalaza fa izany no lova izay noraisin'ny fokon'i Robena ho fananana maharitra. # nomena tamin'ny isam-pokon'ny tsirairary D.H: "izany no nomen'i Mosesy ny fokon'izy ireo tsirairay."