plt_tn/jos/13/10.md

353 B

Hesebona...Salekà...Astarta...Edrehy

Ireo dia anaran-toerana.

faritra any Gesorita sy Makatita

"ny tany izay itoeran'ny Gesorita sy Makatita"

Makatita...Refaita

Ireo dia anarana vondron'olona.

Namono azy ireo i Mosesy

Eto "Mosesy" dia manambara ny tafik'Israelita izay nentin'i Mosesy. D.H: "Mosesy sy ireo Israelita nanafika azy ireo."