# Hesebona...Salekà...Astarta...Edrehy Ireo dia anaran-toerana. # faritra any Gesorita sy Makatita "ny tany izay itoeran'ny Gesorita sy Makatita" # Makatita...Refaita Ireo dia anarana vondron'olona. # Namono azy ireo i Mosesy Eto "Mosesy" dia manambara ny tafik'Israelita izay nentin'i Mosesy. D.H: "Mosesy sy ireo Israelita nanafika azy ireo."