plt_tn/jos/13/10.md

16 lines
353 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Hesebona...Salekà...Astarta...Edrehy
Ireo dia anaran-toerana.
# faritra any Gesorita sy Makatita
"ny tany izay itoeran'ny Gesorita sy Makatita"
# Makatita...Refaita
Ireo dia anarana vondron'olona.
# Namono azy ireo i Mosesy
Eto "Mosesy" dia manambara ny tafik'Israelita izay nentin'i Mosesy. D.H: "Mosesy sy ireo Israelita nanafika azy ireo."