plt_tn/jos/11/14.md

12 lines
530 B
Markdown

# ho azy ireo
Ity fehezanteny itry dia maneho ny tafik'Israely.
# Novonoin'izy ireo tamin'ny sabatra ny zanak'olombelona rehetra mandra-pahafatin'ny rehetra. Tsy nisy zava-manan'aina navelan'izy ireo ho velona
Ireo fehezanteny ra ireo dia mizara dika mitovy ary manasongadina ny fandringanan tanteraka.
# Tsy nisy zavatra navelany tsy ho vita izay rehetra nandidian'i Yaveh ho atao
Ity andian-teny ity manasongadina fa i Josoa dia nanao ny zavatra rehetra izay nandidian'i Yaveh. D.H: "Nataon'i Josoa izay nandidian'i Yaveh"