# ho azy ireo Ity fehezanteny itry dia maneho ny tafik'Israely. # Novonoin'izy ireo tamin'ny sabatra ny zanak'olombelona rehetra mandra-pahafatin'ny rehetra. Tsy nisy zava-manan'aina navelan'izy ireo ho velona Ireo fehezanteny ra ireo dia mizara dika mitovy ary manasongadina ny fandringanan tanteraka. # Tsy nisy zavatra navelany tsy ho vita izay rehetra nandidian'i Yaveh ho atao Ity andian-teny ity manasongadina fa i Josoa dia nanao ny zavatra rehetra izay nandidian'i Yaveh. D.H: "Nataon'i Josoa izay nandidian'i Yaveh"