plt_tn/jos/11/14.md

530 B

ho azy ireo

Ity fehezanteny itry dia maneho ny tafik'Israely.

Novonoin'izy ireo tamin'ny sabatra ny zanak'olombelona rehetra mandra-pahafatin'ny rehetra. Tsy nisy zava-manan'aina navelan'izy ireo ho velona

Ireo fehezanteny ra ireo dia mizara dika mitovy ary manasongadina ny fandringanan tanteraka.

Tsy nisy zavatra navelany tsy ho vita izay rehetra nandidian'i Yaveh ho atao

Ity andian-teny ity manasongadina fa i Josoa dia nanao ny zavatra rehetra izay nandidian'i Yaveh. D.H: "Nataon'i Josoa izay nandidian'i Yaveh"