plt_tn/jos/10/42.md

12 lines
418 B
Markdown

# Josoa nambabo ireo mpanjaka rehetra sy ny taniny
Ity dia maneho amin'ireo mpanjaka sy ireo tany izay natsofoka tanaty lisitra tany am-piatombohana.
# Josoa nambabo
Eto Josoa dia maneho ny miaramilany rehetra. D.H: "Josoa sy ireo miaramilany dia babo"
# indray mandeha
Ity dia tsy midika iray andro. Ity dia midika hoe mandritry ny vondron'ny miaramila iray, izay mety efa namarana andro na herinandro maromaro.