plt_tn/jos/10/42.md

418 B

Josoa nambabo ireo mpanjaka rehetra sy ny taniny

Ity dia maneho amin'ireo mpanjaka sy ireo tany izay natsofoka tanaty lisitra tany am-piatombohana.

Josoa nambabo

Eto Josoa dia maneho ny miaramilany rehetra. D.H: "Josoa sy ireo miaramilany dia babo"

indray mandeha

Ity dia tsy midika iray andro. Ity dia midika hoe mandritry ny vondron'ny miaramila iray, izay mety efa namarana andro na herinandro maromaro.